Entry | 1 bamba iray |
Elementary words | 2 bamba, 3 iray |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10#B.46] 6 bamba [1.1] |
Explanations in English |
7 level or alike all over [1.7] |
Explanations in French |
8 égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8] |
Examples |
9 ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
[1.223]
10 tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472] |
Other spellings | 11 bambaray, bambiray |
Anagrams | 12 bamba iray, 13 mibarabay |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |